La rentrée scolaire

LA RENTREE SCOLAIRE 2009 A MADA



Ny andro fidirana mianatra dia fotoana manan-danja lehibe ho an'ny mpianatra sy ny mpampianatra ary ireo mpiandraikitra ao amin'ny sekoly.
Nefa tamin'ity taona ity, ny tsy filaminana misy any Madagasikara dia nanasarotra mafy tokoa ny fikarakarana izany fidiran'ny mpianatra izany.
Ny mpianatry ny sekoly tsy miankina amin'ny fanjakana dia niditra tamin'ny volana septambra.
Ireo any amin'ny  sekolim-panjakana kosa dia niditra tamin'ny volana ôktôbra.
Tsy mitsahatra miakatra ny vidin'ny fitaovam-pianarana. Na ny saram-pianarana aza miha misondrotra koa.
Anatin'ny fahasahiranana ny Ray aman-dReny ary tsy afaka hizaka ireo vola rehetra tokony haloha.
Betsaka ny mpianatra tsy afaka nandeha nianatra tamin'ity taona ity vokatry ny tsy fahampiana.

--------------------
La rentrée scolaire est un moment important pour les élèves, les professeurs et toutes les personnes qui travaillent dans les établissements scolaires.
Mais cette année, la crise à Madagascar a rendu les préparatifs de la rentrée très difficiles.
Les élèves des établissement privés ont repris le chemin de l'école au mois de septembre.
Tandis que ceux des établissements publics au mois d'octobre.
Le prix des fournitures scolaires ne cesse d'augmenter. Et même les frais d'inscription connaissent une hausse.
Les parents d'élèves sont dans la difficulté et ne pourront pas prendre en charge toutes ces sommes à débourser
Nombreux sont les élèves qui n'ont pas pu retourner à l'école cette année par faute de moyen.

Le chant des écoliers malgaches


Voici  le tout premier chant à apprendre dès la première année d'école (maternelle ou primaire)


Titre : Ô i ô, ndeha hianatra izahay
( = O i o, nous allons à l'école )

Ô i ô, ndeha hianatra izahay (2)
Izahay tsy mahalala, ny andro mamanala
Ny fianaranay, ndeha hianatra izahay
Ô i ô, ndeha hianatra izahay

Ô i ô, ndeha hianatra izahay (2)
Ny andronay tanora, no andro manakora
Ny fianaranay, ndeha hianatra izahay
Ô i ô, ndeha hianatra izahay


COMPREHENSION


Copyright (C) 2007-2010. Tous droits réservés.