Son portrait

SON PORTRAIT


 
I Aina no anarany.
Roapolo (20) taona izy.
Teraka tamin'ny 10 aogositra 1989.
Malagasy ny Ray aman-dReniny.
Mbola manohy ny fianarany i Aina.
Mipetraka miaraka amin'ny Ray aman-dReniny any Toamasina izy.
Mirefy iray metatra sy enipolo (1m60), lava volo izy ary miloko volo-tany ny masony.
Tia mamaky boky izy.
Tovovavy sariaka, tsotra fiana ary lalin-tsaina.
Ny nofinofiny dia ny mba ho lasa Dokotera.

--------------
Elle s'appelle Aina.
Elle a vingt ans.
Elle est née le 10 août 1989.
Ses parents sont malgaches.
Aina continue encore ses études.
Elle habite chez ses parents à Tamatave.
Elle mesure 1m60, a des cheveux longs  et ses yeux sont marrons.
Elle aime lire.
C'est une jeune fille souriante, simple de vie et intelligente.
Elle rêve de devenir médecin.


COMPREHENSION


Copyright (C) 2007-2010. Tous droits réservés.