Madagascar

MADAGASCAR

    


I Madagasikara, ilay Nosy Mena, ilay nosy lehibe ao amin'ny Ranomasimbe Indianina
Toerana fonenan'ny biby toy ny gidro sy rajako maro isan-karazany.
Ny baobab, ireny hazo ngeza be maniry any amin'ny faritra atsimo andrefan'ny Nosy dia ahitana sokajiny fito.
Iza hono ny mponina voalohany tao Madagasikara ?
Ny lova-tsofina malagasy dia milaza fa Vazimba…
Manana fizaran-taona roa i Madagasikara :
  •                 Ny ririnina vanim-potoana maina amin'ny volana mey hatramin'ny volana ôktôbra
  •                 Ny fahavaratra vanim-potoana mando amin'ny volana novambra hatramin'ny volana aprily
Vary no foto-tsakafon'ny Malagasy.
Ary ny fiteny malagasy dia azon'ny vahoaka malagasy manerana ny Nosy.

------------------------
Madagascar, l'Île Rouge, la Grande Île de l'Océan Indien.
Un pays qui abrite nombreuses espèces de lémuriens
Les baobabs, ces arbres géants présents dans le sud ouest de l'île et qui comptent 7 espèces.
Qui étaient les premiers habitants de Madagascar ?
Les chroniques malgaches parlent de Vazimba (nains chevelus)…
Madagascar présente 2 saisons :
  •                 l'hiver austral, la saison sèche de mai à octobre
  •                 l'été  austral, la saison pluvieuse de novembre à avril
Le riz est la base de la nourriture malgache.
Et tous les malgaches des quatre coins de l'Île comprennent la langue malgache.
COMPREHENSION

Titre : Visitez Madagascar, chanson du groupe Trait d'Union


Copyright (C) 2007-2010. Tous droits réservés.