Prendre congé Prendre congé | Dialogue extrait du film "Rasalama", histoire nationale malgache illustrée par : Randriantseheno Rémi et jouée par les villageois de Sanganoro Madagascar
A - Amin'ny alahady izao izany no fotoana fa dia mandram-pihaona indray e ! = notre rendez-vous est donc ce dimanche alors à bientôt B - Eny ary e ! = ok, au revoir ! B - Eh, ô ry Ingahy Rafiakarana... = eh, Monsieur Rafiakarana... A - Ahoana izay ? = je vous ecoute ? B - Eh, mailomailo ihany any an-dalana any an ! = eh, soyez vigilant sur votre chemin ! A - Eny e, misaotra anao tompoko = d'accord, merci à vous
|
|
|
| Copyright (C) 2007. Tous droits réservés. | |
|
|